|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mandinika
Radical  2  dinika
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mamerina mitsako indray ny ahitra efa natelina: Ny omby dia anisan' ny biby mandinika
Explications en anglais  5  [1.2, 1.7] to chew the cud
6  [1.2] to ruminate
Explications en français  7  [1.8] ruminer
Exemples  8  ary io no mandinika ny asa iombonana; [2.113#]
9  Sady mandinika ahy izy no mihery ny sary. [2.471#]
Vocabulaire  10  Zoologie: (en général)
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :
Mots composés 

Entrée (2/2)16  mandinika
Radical  17  dinika
Partie du discours  18  verbe actif
Explications en malgache  19  [1.1] Mamakafaka, mihevijavatra, mamadibadika, maka ambony maka ambany: Mbola handinika aho aloha vao afaka hanapa-kevitra
Mijery ela, manombantombana: Nandinika an' ilay zaza teo Rakoto no niditra Rabe
Explications en anglais  20  [1.2] to scrutinize closely, to admonish minutely, to specify, to relate individually, to particularize
to investigate, to pry into
21  [1.7] to examine carefully
Explications en français  22  [1.8] examiner
Exemples  23  Mivandraka ny valin-drihana hatrany izy, raha mandinika izany rehetra izany. [2.470]
Morphologie 
24  Présent :
25  Passé :
26  Futur :
27  Impératif :
Analogues  28  mihevitra, mieritreritra, misaina, maka saina, mitady ny antony, maka fototra, mamotopototra, mamakafaka, manadihady, mitaratara, mamadibadika, mamolavola, mandanjalanja, mitsako, mitsakotsako, maka ambony maka ambany

Mis à jour le 2024/12/11