Entrée | 1 manadihady |
Radical | 2 hadihady |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mamakafaka fatratra hahitana izay fotony: Izahay no nanadihady ilay raharaha - |
Explications en anglais |
5 [1.2] to investigate 6 [1.7] to examine in detail, to look into |
Explications en français |
7 [1.3#202, 1.8] S’informer en détail 8 [1.3#202] examiner, approfondir, scruter 9 [1.8] examiner en détail |
Exemples |
10 manadihady ny fizotry ny fitarainany izy ireo. [2.445#] 11 Marina ve fa mampiseho fa adala tokoa raha manadihady ny zavatra mihoatra ny sain' ny tena? [2.314#] |
Morphologie |
|
Proverbes | 16 Proverbes contenant le mot manadihady |
Anagrammes | 17 hanadidiam, manadihady |
Mis à jour le 2023/02/18 |