|
|
|
|

Entrée1  mandihy
Radical  2  dihy
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mampihetsika ny tongotra sy ny tanana miaraka amin' ny amponga sy ny zavamaneno mampientanentana: Faly loatra izy ka rafitra nandihy
Explications en anglais  5  [1.2, 1.7] to dance
Explications en français  6  [1.8] danser
Exemples  7  Akoho lahy mihehy lavenona ireny, ka mandihy ambony fasan-drazana. [2.472]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Analogues  12  mitsinjaka, mirebika, mitotorebika
Mots composés 
Proverbes  17  Proverbes contenant le mot mandihy

Anagrammes  18 

Mis à jour le 2025/01/21