Entrée | 1 mitotorebika |
Radical | 2 toto, rebika |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mandihy somary mitsinjaka falifaly; mandihy manipy sandry malefadefaka fa ny tongotra kosa mitoto, izay manao toy ny mively langorony, mitana ba, manamafy ny lamako [1.1] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2020/07/31 |