Entrée (1/2) | 1 manavotra |
Radical | 2 avotra |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Manao izay hahavonjy olona tao anatin' ny loza na notandindomin-doza; mamonjy: Ianao, dokotera, no nanavotra ny zanakay tamin' ny fahafatesana Manafaka amin' ny fahaverezana, fanandevozana: Vitsy ny mpanompo afaka nanavo-tena taloha Mividy indray ny efa an' ny tena taloha: Mikasa ny hanavotra ilay tranoko lasan-dRajao tamin' ny herintaona aho, saingy tsy ampy kely ny volako |
Explications en anglais |
5 [1.2, 1.7] to redeem, to ransom |
Explications en français |
6 [1.8] racheter, rançonner; sauver |
Exemples |
7 manavotra ny mpikambana koa izahay. [2.445#] 8 manavotra izy amin' ny toerana tsy misy lalana. [2.117#] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Proverbes | 17 Proverbes contenant le mot manavotra |
Entrée (2/2) | 18 manavotra |
Radical | 19 avotra |
Partie du discours | 20 verbe actif |
Explications en malgache |
21 [1.78] [Tambahoaka, Tanala]
manongotra : Mañavotra kajaha i Misy (manongotra mangahazo i Misy) 22 [1.78] [Bezanozano] mamindra, manetsa |
Explications en anglais |
23 [1.2] To root up, to pluck up, to eradicate |
Morphologie |
|
Synonymes | 27 miavotra |
Mis à jour le 2024/12/29 |