|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mamindra
Radical  2  findra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Manova toerana: Iza no namindra ny satroko teto
5  Mitondra amin' ny toerana hala: Lasa namindra ny zanany amin' ny Sekoly any Antananarivo izy
6  Mamboly zavamaniry efana niry tamin' ny toeran-kafa: Mamindra zana-kazo
7  Manendry hiasa amin' ny toeran-kafa: Ny lehiben' ny Faritany no namindra azy ho eto
8  Manome, manolotra: Namindra ny fahefany tamin' ny apostoly i Jesoa
9  Mampita: Tsy tsara ny mamindra hafatra
10  Mandeha: Mbola vao herintaona latsaka dia mamindra tsara sahady ilay zaza
11  Miara-mandeha, mitanjozotra, mirindra tsara: Namindra tsara ny foloalindahy tamin' ny matso tamin' ny 26 Jiona [1.1]
Explications en anglais  12  to remove, to transfer, to transcribe, to transplant, to step, to walk. [1.2]
13  to move; to walk (esp. of a child) [1.7]
Explications en français  14  déplacer, changer de place: marcher (se dit surtout des enfants) [1.8]
Exemples  15  Izay manoro lala-mahitsy no mamindra aina. [2.69#]
16  Ka izahay manana anareo, tsy ho lavo mamindra; [2.245#]
Vocabulaire  17  Mouvement
Morphologie 
18  Présent :
19  Passé :
20  Futur :
21  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  26  Proverbes contenant le mot mamindra

Entrée (2/2)27  mamindrà
Radical  28  findra
Partie du discours  29  impératif du verbe actif mamindra [Liste complète]
Explications en malgache  30  [1.1]
Explications en français  31  [1.3]

Anagrammes  32  amindram, indramam, mamindra, mamindrà, mindrama

Mis à jour le 2023/09/13