|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  manatontosa
Radical  2 tontosa
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Manao tsara tanteraka: Manatontosa ny adidy [1.1]
Explications en anglais  9 to complete a thing, to finish a work [1.7]
Explications en français  10 compléter, terminer un travail [1.8]
Exemples  11  Ry zareo anefa no tena manatontosa ny fahalavorarian' ny Gethsemania. [1.369#]
12  Raha tiana ny hankatoavana ny fandehan' ny fifidianana eto Madagasikara dia tsy maintsy manatontosa ny andraikiny ny CENIT. [4.27#]

Entrée (2/2) 13  manatontosà
Radical  14 tontosa
Partie du discours  15  impératif du verbe actif manatontosa [Liste complète]

Anagrammes  manatontosa, manatontosà

Mis à jour le 2026/08/15