|
|
|
|

Entrée1  manao ny halako bika tsy tiako tarehy
Mots élémentaires  2  manao, hala, bika, tsy, tia, tarehy
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] entina milaza fiangarana noho ny tsy fitiavana, ka raha vao ilay tsy tiana, dia lazaina fa ratsy sy diso na dia tsy izany akory aza

Mis à jour le 2024/12/07