| Entrée (1/2) | 1 manampontsampona |
| Radical | 2 sampontsampona |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
8 Manakana, manao izay tsy hahatanteraka: Esory daholo izay manampontsampona ny fahatongavanao amin' ny fivoriana
[1.1] |
| Explications en anglais |
9 to hinder, to prevent
[1.7] |
| Explications en français |
10 empêcher
[1.8] |
| Exemples |
11 manampontsampona ahy ianao!
[2.270#]
12 Fa raha mba aty amin' ny lafin-kavan-dRamatoa kosa no mba misy raharaha mihetsika, lazaina fa mahavery rariny, tsy misy hanaovan-javatra, «sikidy mila voatsiary ka mampandihy ny marary», «manampontsampona tahaka ny fatiri' antitra", lanjam-bola; [2.346#18] |
| Proverbes | 13 Proverbes contenant ce mot |
| Entrée (2/2) | 14 manampontsampòna |
| Radical | 15 sampontsampona |
| Partie du discours | 16 impératif du verbe actif manampontsampona [Liste complète] |
| Explications en malgache |
[1.1] |
| Explications en français |
[1.3] |
| Anagrammes | manampontsampona, manampontsampòna |
| Mis à jour le 2026/08/19 |
|