|
|
|
|

Entrée (1/3)1  manampona
Radical  2  tampona
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mahavoa, mahatratra eo an-tampony tsara: Nanampona ny tendron' ilay hazo tsara ny vato
5  Mijery zavatra ambany toerana avy eny ambony: Avy teny Mandràka aho no nanampona an' i Sabotsy
6  Tonga tsara eo an-tampony: Nanampona ny tamin' ny roa ambin' ny folo no niainga izy [1.1]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :

Entrée (2/3)11  manampona
Partie du discours  12  verbe actif
Explications en malgache  13  manomboka [Tambahoaka] [1.78]
14  manomboka (raharaha) [Sihanaka] [1.78]

Entrée (3/3)15  manampòna
Radical  16  tampona
Partie du discours  17  impératif du verbe actif manampona [Liste complète]
Explications en malgache  18  [1.1]
Explications en français  19  [1.3]

Anagrammes  20  anamponam, anompanam, mampanaon, manampona, manampòna, manompàna, manompana, mpanomana, nampanaom

Mis à jour le 2023/01/20