Entrée (1/3) | 1 manambina |
Radical | 2 tambina |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Manisy tambiny |
Explications en français |
5 [1.3] mettre une pierre, un coin pour maintenir la marmite sur le trépied, soutenir un malade, aider à soulever un paquet |
Exemples |
6 Andro zoma no manambina ny alahamady. [1.381#] 7 Ny vady voahevitra tsara ka azo amin' izany fotoana izany no vady sahaza ka manambina, fa ny vady tonga alohan' ilay fotoana kosa, hoy izy, dia mahalana foana no tsy mahafadiranovana. [2.285#] |
Morphologie |
|
Synonymes | 12 manatambina |
Entrée (2/3) | 13 manambina |
Radical | 14 ambina |
Partie du discours | 15 verbe actif |
Explications en malgache |
16 [1.1] Manome vintana tsara: Manambina azy, hono, ny akanjo volombatolalaka Mitahy: Hanambina anao anie Andriamanitra! |
Explications en anglais |
17 [1.2] to prosper, to flourish; to be made lucky in what one undertakes. 18 [1.7] to make prosperous, to favor |
Explications en français |
19 [1.3, 1.8] rendre prospère, favoriser 20 [1.3] avoir sous sa protection |
Morphologie |
|
Entrée (3/3) | 25 manambìna |
Radical | 26 tambina, ambina |
Partie du discours | 27 impératif du verbe actif manambina [Liste complète] |
Anagrammes | 28 |
Mis à jour le 2025/01/21 |