Entrée (1/4) | 1 manambàka |
Radical | 2 amb |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mamitaka amin' ny varotra (na amin' ny fakana tombony be loatra, na amin' ny fiangarana amin' ny lanja na amin' ny fivarotana zavatra tsaraivelany fotsiny fa ratsy na tsisy vidiny): Tokony hosazin' ny fanjakana mafy ny mpivarotra manambaka Manararaotra ny tsy fahalalan' ny olona iray ka mamitaka azy: Lozan' izay manambaka zaza fa tsy ho tantiny ny todin' izany Miangatra na manao izay handresen' ny tena na haharesen' ilay mpifaninana amin' ny tena amin' ny fomba tsy an-drariny, an-kafetsena: Tokony hofadina ny manambaka amin' ny lalào, fa sady tsy rariny no mahamenatra |
Explications en anglais |
5 [1.2] to deceive, to defraud, to impose upon, to overreach, to take an unfair advantage of, to circumvent. 6 [1.7] to defraud, to deceive |
Explications en français |
7 [1.3] tromper, tricher: Aza manambaka toy izany raha mivarotra ianao (Ne trompez pas de la sorte en vendant) 8 [1.8] tromper |
Exemples |
9 Tamana manambaka ny adala ialahy, ka ataoko mandoa hanin-kinana anio. [2.588#] 10 Fa ny andriamanjaka tsy mba azo andramana, fa ny mpanom-po manambaka no mahay maty. [2.298#] |
Morphologie |
|
Proverbes | 15 Proverbes contenant le mot manambàka |
Entrée (2/4) | 16 manàmbaka |
Partie du discours | 17 verbe actif |
Explications en malgache |
18 [1.78] [Bara]
manavaka |
Entrée (3/4) | 19 manambaka |
Partie du discours | 20 verbe actif |
Explications en malgache |
21 [1.78] [Sihanaka]
fomba fitolon'omby |
Entrée (4/4) | 22 manambakà |
Radical | 23 ambaka|ambàka |
Partie du discours | 24 impératif du verbe actif manambaka [Liste complète] |
Anagrammes | 25 |
Mis à jour le 2025/01/21 |