|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manamaizina
Radical  2  maizina
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mahatonga ho maizina: Manamaizina ny trano io hazo midoroboka io ka aoka hotapahina
Explications en anglais  5  [1.2] to darken, to make dark
6  [1.7] to make dark
Explications en français  7  [1.3, 1.107, 1.8] obscurcir
8  [1.3, 1.8] plonger dans l'obscurité
Exemples  9  ny alahelonao noho ny fisarahanao amiko, izay manaloka ka manamaizina izao marainan'ny fiainanao izao, dia mbola ho lasa [2.324]
10  manamaizina ny trano ny aloky ny hazo (l'ombre des arbres rend la maison obscure) [1.3]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :

Entrée (2/2)15  manamaina
Radical  16  maizina
Partie du discours  17  impératif du verbe actif manamaizina [Liste complète]

Anagrammes  18 

Mis à jour le 2025/01/21