Entrée | 1 maizina |
Radical | 2 aizina |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Tsy mazava, manjombona: Maizina ny efitrano ka vohay ny varavarankely Tsy azo mazava, manjavozavo: Maizina ny lahateniny Fahoriana mangidy: Nitondra ny maizina izy tao amin-dry Ranona tao Ny Ratsy, ny fanahy ratsy: Zanaky ny maizina ireny matoa tsy sahy miseho masoandro. |
Explications en anglais |
5 [1.2] dark, gloomy, dismal 6 [1.7] dark, gloomy |
Explications en français |
7 [1.3, 1.8, 1.5] obscur, ténébreux |
Exemples |
8 maizina dia maizina ny alina, ary nitanila kely nankao anaty ala izy rehetra [2.324] 9 mangina sy maizina tsy toy ny tahaka ny isan'andro kosa ny tao an-trano [2.470] 10 amin'ny maraina vao maizina no fanomezan-tsakafo ny mpigadra [2.472] 11 maizina ny efi-trano (la chambre est obscure) [1.3] 12 maizina ny teniny (ses paroles sont obscures) [1.3] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 39 Proverbes contenant le mot maizina |
Anagrammes | 40 |
Mis à jour le 2025/01/21 |