|
|
|
|

Entrée1  maizimaizina
Radical  2  maizina
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  [1.1] manjombonjombona
an-tsokosoko: Tetika maizimaizina
Explications en français  5  [1.3] un peu obscur, le commencement de l'aurore, la fin du crépuscule
Exemples  6  maizimaizina vao tafakatra ny renivohitra izy ireo [2.470]
7  Tsy laviko fa nisy tetika maizimaizina ihany ny tsy nijanonako ela tao Parisy [2.471]
8  Saika isan'andro vao maizimaizina, nisy poa-basy re tany ambany antsinanan'Ambatondrazaka [2.472]
Dérivés 
9  Noms :

Mis à jour le 2025/01/21