Entrée | 1 manamafy |
Radical | 2 mafy |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Manamarina: Faly aho fa manamafy ny hevitro ny lazainao 5 manampy: Aoka ianao tsy hanamafy ny fananarana efa nataoko azy 6 mampitombo: Vao mainka hanamafy ny alahelony raha miseho ho malahelo koa ianao [1.1#585] 7 [1.1#552] |
Explications en anglais |
8 to reinforce, to strengthen, to harden 9 to reiterate, to emphasize [1.7] |
Explications en français |
10 rendre dur 11 confirmer [1.3, 1.8] 12 fortifier, rendre fort, surajouter, augmenter [1.3] 13 renforcer, rendre solide 14 répéter [1.8] |
Exemples |
15 manamafy an’izany fijery izany ny fomba nandaniana ny lalàna. [4.27] 16 Tsy afaka hitaky valisoa na amin' iza na amin' iza aho, raha manamafy ny hidintranoko — [2.503] |
Morphologie |
|
Antonymes | 21 manalemy |
Analogues | 22 manofana, manatsohara, manantitra, mandalina, mankahery, mampahatanjaka, mampahavitrika |
Proverbes | 23 Proverbes contenant le mot manamafy |
Anagrammes | 24 fanamamy, manamafy |
Mis à jour le 2023/01/20 |