|
|
|
|

Entrée1  manala zaza
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] manao izay hahafahan' ny zaza mbola tsy tonga volana ao an-kibo; milaza ary manoratra amin' ny bokim-panjakana na mampiseho eo anatrehan' ny fokonolona fa Ranona, izay zaza naterany dia ariany na avalany tsy ho zanaka intsony ka tsy mahazo mandova ny fananany
Explications en anglais  4  [1.7] to bring about an abortion
Explications en français  5  [1.3] se faire avorter ou faire avorter
6  [1.8] faire un avortement
Vocabulaire  7  Santé
Mots élémentaires  8  manala, zaza
Synonymes  9  manary zaza
Antonymes  10  mananganjaza

Mis à jour le 2024/12/12