|
|
|
|

Entrée1  manary zaza
Mots élémentaires  2  manary, zaza
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  milaza ary manoratra amin' ny bokim-panjakana na mampiseho eo anatrehan' ny fokonolona fa Ranona, izay zaza naterany dia ariany na avalany tsy ho zanaka intsony ka tsy mahazo mandova ny fananany [1.1]
Explications en anglais  5  to disown (a child) [1.2, 1.7]
Explications en français  6  déshériter un enfant [1.8]
Synonymes  7  manalan-jaza

Mis à jour le 2023/06/06