|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mamony
Radical  2  vony
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Vaky vony: Efa mamony sahady ity paiso ity
Explications en anglais  5  [1.7] to blossom
Explications en français  6  [1.8, 1.96] fleurir
7  [1.196] (de vony: fleur). Verbe: fleurir, voir les exceptions à mamonifanja. Dans le Betsileo, on dit mamilo et dans tout le Sud : mamelana. [Merina]
8  [Sakalava]
9  [Tankarana]
10  [Betsimisaraka]
Exemples  11  Voninkazo indray mamony, mitovy hanitra sy felana. [2.817#]
12  ny Kriptogama, na izay tsy mamony sy mamoa miharihary. [1.357#]
Vocabulaire  13  Botanique: (en général)
Morphologie 
14  Présent :
15  Passé :
16  Futur :
Mots composés 

Entrée (2/2)18  mamony
Radical  19  voñy
Partie du discours  20  verbe actif
Explications en malgache  21  [1.78] [Tambahoaka] [mamoñy] manafina
22  [1.78] [Bezanozano] manafina
23  [1.78] [Tanala] mampirina tsy ho hitan'olona, manitrika, manafina

Anagrammes  24 

Mis à jour le 2025/01/21