Entrée (1/2) | 1 mamingavinga (vingavinga) |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 Manao tsinontsinona, manivaiva, ma nambany, tsy manaja: Aza mamingavinga ray aman-dreny toy izao lahy ianao [1.1] |
Explications en anglais |
4 to abuse, disdain [1.7] |
Explications en français |
5 mépriser, dédaigner [1.8] |
Exemples |
6 Tapaho ny lohany fa sahy mamingavinga Andriamanjaka! [2.528#] 7 Tolo-kevitra sady mahatsikaiky no mamingavinga ny Lalàmpanorenana [4.27#] |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 12 mamingavingà (vingavinga) |
Partie du discours | 13 impératif du verbe actif mamingavinga |
Tableaux et planches |
14 Tous les impératifs actifs |
Anagrammes | 15 mamingavinga, mamingavingà, mamingavinga, mamingavingà |
Mis à jour le 2023/01/20 |