|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mambosy (ambosy)
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  mankahery: Nanambosy tsara ny mpianatra izy talohan' ny fanadinana
4  mamporisika, mitarika mitaona hanao: Nanambosy ny mpiasa hikomy mihitsy ranona ka notanan' ny fanjakana [1.1]
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :
Analogues  9  manaboly, manabony, mandrobo, mandroboka, manangely, manejokejo, manojikojy, manolikoly, mandrokiroky, mandraviravy, manjono, mandango, mandangolango, manitikitika, manangoly, manao safosiaka, mitomany ambony fe, mandoka, midredro, manao teny malefaka, manao ronono antavy, manao kobaka am-bava, manao volana hatenda, manao lango malefaka, manao vola-mahadradraka, manao fandria-malemy lafika, manao lokanga hisatra, manao hatsohatso, mizara vava

Entrée (2/2)10  mambosy
Partie du discours  11  verbe actif
Vocabulaire  12  Chimie
Explications en malgache  13  manao izay hanombohana na hanafainganana fiota ara-tsimia iray [1.13]
Explications en français  14  catalyser [1.13]
Morphologie 
15  Présent :
16  Passé :
17  Futur :

Anagrammes  18  mambosy, masomby

Mis à jour le 2023/01/20