|
|
|
|

Entrée1  mandrobo
Radical  2  robo
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mamitaka amin' ny teny mamy, mandokadoka: Loza Rangahy io raha handrobo ny lehibeny
Mitaona, mitarika, mampiditra, mandroboka: Ianao ihany no nandrobo an-dRakoto tamin' io raharaha io
5  [1.78] [Tambahoaka] mampirisika, mandoka
6  [1.78] [Bezanozano] mandoka
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Proverbes  11  Proverbes contenant le mot mandrobo

Anagrammes  12 

Mis à jour le 2025/01/21