Entrée | 1 manitikitika |
Radical | 2 kitikitika |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mikasikasika (olona) amin' ny faritra mahatonga azy hihomehy, manibokibo: Tsy tiako ny mandeha amin' ny ahitra fa manitikitika ny faladiako Mangataka amim-pahanginana: Nanitikitika ahy izy mba hahazoany iny akanjo iny ka nomeko Tsy mampandry (saina), mahatonga ho velona ahiahy: Misy fanontaniana manitikitika ny saiko |
Explications en anglais |
5 [1.7] to tickle, to touch with the fingertips |
Explications en français |
6 [1.8] chatouiller, toucher avec le bout des doigts |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |