Entrée | 1 mahia |
Radical | 2 hia |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 [1.1] tsy mahazo nofo, manify kely, tsy mba nofosana: Mahia erỳ Rakoto hatramin' ny naharariany farany tao tsy matavy, tsy misy taviny na menaka: Mahia ny hena novidinao |
Explications en anglais |
5 [1.7] thin; meagre |
Explications en français |
6 [1.8] maigre, décharné |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Antonymes | 11 matavy |
Analogues | 12 kaozatra, kaozatina, kangoaza, tsy velon-komana, tsingoahina, raiki-tapisaka, rangirangy, mandràka, kaoka, miripika, mirepika, marani-taolana, taolantaolanina, ranga, nipoaka, mitrakitraky, mitranitrany, mitrikatrika, be rangomaina, kinaoly, sakohaza, ohatra ny takatra, ohatra ny sorohitra, ohatra ny horona, kanty velona |
Mots composés |
|
Proverbes | 16 Proverbes contenant le mot mahia |
Anagrammes | 17 |
Mis à jour le 2025/01/21 |