Entrée (1/5) | 1 kaoka |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 Lempona aty, lesoka aty 4 Keoka [1.1] 5 miendrika lovia [1.13] |
Explications en anglais |
6 hollow, concave [1.7] |
Explications en français |
7 creux, concave [1.8] 8 concave [1.13] |
Dérivés |
|
Entrée (2/5) | 14 kaoka |
Partie du discours | 15 nom |
Explications en malgache |
16 Sombin-kanina miraikitra amin' ny vody vilany 17 Izay sisa rehetra tafajanona ao anaty fitoeran-javatra: Kaokam-paosy iny ariary folo iny [1.1] |
Entrée (3/5) | 18 kaoka |
Partie du discours | 19 nom |
Explications en malgache |
20 Hazo madinidinika izay azo tenomina ho lamba ny kirany [Tanala]
[1.1] |
Explications en français |
21 (au sens général kaoka : action de râcler ; allusion au mode de préparation des fibres qui doivent être teillées). Hibiscus surattensis L. (Malvaceae) (réf. Cours 1565). Arbuste dont l'écorce fournit de bonnes fibres, employées en corderie et pour faire des sacs. [Tanala]
[1.196] |
Vocabulaire |
22 Botanique |
Nom scientifique |
|
Entrée (4/5) | 24 kaoka |
Partie du discours | 25 nom |
Explications en malgache |
26 fikikisana miandalana ny nofon'ny tany ataon'ny rivotra, ny rano, ny hafanana, ny hatsiaka [1.13] |
Explications en français |
27 érosion [1.13] |
Vocabulaire |
28 Géographie: (en général) |
Entrée (5/5) | 29 kaoka |
Partie du discours | 30 nom |
Explications en malgache |
31 Mikraoby miditra amin' ny antokon' ny bakteria, miendrika zavatra boribory kely amin' ny fahitana azy amin' ny mikraoskopy, fototry ny aretina maro toy ny amonia na pnemonia [1.1] |
Vocabulaire |
32 Santé |
Anagrammes | 33 akoka, kakao, kaoka, koaka |
Mis à jour le 2020/07/31 |