Entrée (1/2) | 1 mahery vintana |
Mots élémentaires | 2 mahery, vintana |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 [1.1] ilazana ny olona manoto ray aman-drehy na rahalahy na anabavy, izany hoe maty alohany avokoa ireo havany ireo |
Entrée (2/2) | 5 mahery vintaña |
Partie du discours | 6 locution |
Explications en malgache |
7 [1.78] [Betsimisaraka]
mazan-doha, adaladala, mahery setra |
Anagrammes | 8 mahery vintaña, mahery vintana |
Mis à jour le 2025/02/07 |
![]() |