|
|
|
|

Entrée1  mahantra
Radical  2  antra
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  [1.1] Enti-milaza ny olona tsy manana ny ilaina amin' ny fiainana: Tonga nahantra Rabe taorian' ny nahamay ny fananany
Explications en anglais  5  [1.2, 1.7] poor, afflicted
6  [1.2] wretched, miserable.
Explications en français  7  [1.8] pauvre, affligé
Dérivés 
8  Verbes actifs :
Analogues  9  malahelo, fadiranovana, faraidiny, miporipory, mikaforoforo, mikokokoko
Titres  10  Ilay ariary mahantra (Rapatsalahy Paul)
11  Zaobavy mahantra (Rapatsalahy Paul)
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot mahantra

Anagrammes  13  harantam, mahantra

Mis à jour le 2023/01/20