|
|
|
|

Entrée1  mihamahantra
Radical  2  mahantra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en français  4  [1.66] s'appauvrir
5  [2.996] tomber dans la gêne
Exemples  6  Raha mihamahantra ny rahalahinao eo akaikinao, ka mivaro-tena aminao, aza dia ampanaovina asan' andevo izy [2.996]
7  Raha mihamahantra ny mponina eny an-tanànakely onenan-dRasoa mianakavy, velona ho azy kosa ny tanàna iray tsy lavitra eo manamorana ny lalamby. [2.470]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :

Mis à jour le 2024/12/11