Entrée (1/2) | 1 lozoka |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.78] [Bezanozano]
efitra 4 [1.78] [Sihanaka] lavaka manodidina fiarovana tanàna 5 [1.78] [Tanala] lalan-tery, lalana ety dia ety 6 [1.1] Tsatokazo misy lavaka itsofohan' ny hidim-bavahady rehefa nohidiana ny vavahadim-bohitra fahizay, izay natao hidim-bala tsotra kosa ankehitriny Zohy any ambanin' ny tany: Misy lozoka ao anilan' ny vatolampy ao. |
Explications en anglais |
7 [1.7] a tunnel-like place of concealment, as in grass or bushes |
Explications en français |
8 [1.8] tonnelle ou tunnel, abri dans lequel on se place |
Dérivés |
|
Synonymes | 13 lovoka |
Entrée (2/2) | 14 lozoka |
Partie du discours | 15 nom |
Explications en malgache |
16 [1.1] Filofosana amin' izay atao, fiezahana hahay fianarana. ï |
Dérivés |
|
Anagrammes | 20 alozok, lozako, lozoka, zoloka |
Mis à jour le 2025/01/21 |