|
|
|
|

Entrée1  fandozoka
Radical  2  lozoka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fomba entina mandozoka, na mametaka lozoka (vatan-kakazo misy loaka maromaro izay ampidirana hazo boribory mitsivalana mba hisakanana ny omby tsy hivoaka) [1.1]

Mis à jour le 2023/01/20