Entrée |
longoza
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Karazan-tsakamalao sy tamotamo ary sakarivobe, mamoa mena, hanin' ny mpianala; ataony solondovia ny raviny [1.1]
|
| Aframomum angustifolium K. Schum (Zinzibéracées).
Oe (écharde): tovon-dongoza, tsy misy ravina: asitrika anaty afo, dia apetaka eo amin' ny vava fery. [2.86]
|
Explications en anglais | A species of cardamom plant. The leaves are frequently used
as substitutes for spoons. Known in Mauritius as Longouze
(Amomum angustifolium, Hanb.)
Same as lingoza (Betsimisaraka)
[1.2]
|
Explications en français | Plante; longouze, dont les feuilles sont employées souvent
en guise de cuillère. Amomum Daniellii. [1.3]
|
| [Merina, Sakalava, Tsimihety]
(étymologie probable : de lona : rester longtemps absent et hozana (prononcé
hoza sur la côte Ouest) : éprouver des difficultés . le fruit était consommé au cours des longues randonnées en brousse).
À l'origine, ce nom ne désignait qu'une espèce.
Aframomum angustifolium (Sonn.) K.Schum. (Zingiberaceae).
Grande plante herbacée à rhizome, dont les fruits, qui poussent au ras du sol, sont comestibles et excellents, très recherchés.
Les feuilles servaient autrefois de cuiller rustique pour manger le riz, on les jetait après usage (d'après A. Grandidier).
Le rhizome est parfois utilisé aussi comme condiment.
Par la suite, on a également donné ce nom à une espèce introduite et naturalisée surtout sur le versant oriental et dans le Sambirano (voir
longozabe).
[1.196]
|
Nom scientifique | Aframomum angustifolium |
Exemples |
1 | Nitehaka izahay ankizy rehetra, satria hitsangatsangana any anaty ala hitady longoza sy hihaza bibikely sy lolo, rehefa avy mandro.
[2.332]
|
2 | Tanàna kely toy ny tanànan' ny Betsimisaraka rehetra ihany Antanambao, dia trano falafa sivy na folo hodidinin' ny saha madinika voavoly saonjo sy mangahazo miady sisina amin' ny longoza sy ny radriaka tsy misy hirangirany.
[2.529]
|
|
Vocabulaire |
Synonymes | ~ |
Toponymes |
|
Autres orthographes |
Illustrations |
|
|
Entrée |
Longoza
(longoza)
|
Partie du discours | nom propre (toponyme)
|
Exemples | Ny Fizarana faharoa dia ny fankalazana samihafa : fakana ranomahery, fanomanana ny Volohatra sy Longoza ilain' ny Mpifady amin' ny fisotroana ny betsa na ny toaka eo amin' ny fankalazana;
[2.508]
|
Vocabulaire |
Coordonnées | -18.4333333, 49.25
-17.85, 49.2
|
Toponymie | longoza |
|