Entrée lolovokatra
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Tambahoaka] Angatra, matoatoa [1.78]
 Olona efa nalevina nefa velona indray ka tsy sahy mody, dia lasa olondia [1.1]
Explications en anglais  [Provincial] A phantom risen from the grave [1.7]
Explications en français  [Provincial] Revenant [1.8]
Exemples Ny lolovokatra mpiseho alina hiorim-ponenana ao koa, sy hahazo fitoerana fitsaharany. [2.996]
Vocabulaire 
Mots élémentaires lolo ; vokatra

Mis à jour le 2023/06/17