Entrée | 1 lihitra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Maimay sy maimaika hanao zavatra noho ny hajejoana: Lihitra erỳ izy handeha handihy any amin' ny namany Kely loha, maivan-doha |
Dérivés |
|
Analogues | 8 lingitra, liana, litika, liaka, lefaka, maola, pendina, dedaka, tefotra, seriny, sedika, roboka, adala, mihaitraitra, mimaty, minitinitika, mihoalahoala, matin-kanin-kely, matim-pitia toa lalitra |
Mis à jour le 2025/01/21 |