|
|
|
|

Entrée1  liana
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Maniry mafy (ta handre na hahita na hihinana...); dodona handre, may ta handre vaovao: Liana ny hahita an-drainy i Naivo ~ Efa liana erỳ izahay, ry nenibe, fa atombohy ny angano
Explications en anglais  4  [1.7] strongly desiring something; impatient
Explications en français  5  [1.8] avide, impatient
Vocabulaire  6  Emotions
Dérivés 
7  Noms :
Mots composés 
Proverbes  17  Proverbes contenant le mot liana

Anagrammes  18 

Mis à jour le 2025/01/21