Entrée | 1 lasa |
Partie du discours | 2 adjectif |
Dérivés |
|
Explications en malgache |
4 Miainga, mandeha: Lasa anikeheo i Dada ~ Manisa telo aho dia lasa 5 Milefa, mandositra, tsy tana: Tapaka ny fatorany ka lasa ilay alika 6 Entina: Lasany ilay bokinao teto ambony latabatra 7 Vidina: Aiza hovidiko iry satroka iry -- Efa lasan' olona io, tompoko ~ Lasako dimampolo itỳ amalona itỳ 8 Angalarina, faohina: Lasan' ny sasany halina ny kisoanay 9 Tsy eo intsony: Zavatra efa lasana izany ka tsy tokony hofohazina intsony 10 Lany andro: Efa lasa izany lamody izany 11 Maty: Lasa halina tamin' ny iray Rakoto 12 Manomboka milalao: Lasa aho [1.1] |
Explications en français |
13 qui part, qui est parti, qui s'en va, qui s'en est allé, qui commence ou a commencé à ajouter, qui s'est échappé: Veloma, fa lasa aho (Adieu, je m'en vais, je part) ~ Lasan-davitra izy (Il est allé au loin) ~ Lasa taon' itsy izy (Il est parti l'année dernière) ~ Mameleza, fa lasa ny azy (Jouez, car il a commencé) ~ Lasa aho (Je commence à jouer, je joue) ~ Tapaka ny fatorana, ka lasa tampoka izy (Les liens se sont cassés, et il s'est vite échappé) 14 pris, emporté, volé, acheté: Lasako ny bokinao tao ambony latabatra (J'ai pris votre livre qui était sur la table) ~ Moa lasa any aminareo ny sininay? (Auriez-vous pris notre cruche chez vous?) ~ Lasan'ny sasany halina ny ombinay (On a volé nos boeufs la nuit dernière) ~ Lasako iraimbilanja ity satroka ity (J'ai acheté ce chapeau un franc) 15 qui a fait son temps, passé, mort: Efa lasa izany lamody izany (Cette mode a fait son temps) ~ Tonga taty tamin'ny taona lasa izy (Il est venu ici l'année dernière) [1.3] |
Exemples |
16 Malahelo vady lasan-davitra [2.69] 17 Dia lasan' izy roa lahy ny tanimbary. [2.293] 18 izay no olonay lasanareo any andafy, koa tsy aterinareo fa tananareo any ihany [2.366] 19 Taon-dasa, tsy tsaroana tokoa ny an' i Datoa [2.445] |
Morphologie |
|
Synonymes | 23 lasana#mg.pv |
Analogues | 24 niala, nisintona, nirintona, nihataka, nisintaka, nidify, nadio ny rano nitana, ny lalana mody no nasiany olona, nandao, nanifi-drano, niendaka, nisinda, nisava, dila |
Mots composés |
|
Titres |
|
Proverbes | 35 Proverbes contenant le mot lasa |
Anagrammes | 36 lasa, sala |
Mis à jour le 2023/10/08 |