|
|
|
|

Entrée1  mahalasa
Radical  2  lasa
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] (Milaza ny "lasa mandrakariva": nahalasa) Nividy, tonga tompony: Ranaivo no nahalasa ny tranonay tao Ankazotokana
Mety tonga: Mahalasa lavitra ny antsamotady
Explications en anglais  5  [1.2] to take
6  [1.7] to carry away; to travel a certain distance; to accomplish, to succeed
Explications en français  7  [1.8] emporter; voyager une certaine distance; accomplir; réussir
Exemples  8  mahalasa vinany io radiò io, hoy Ineny, niteny moramora. [2.332#]
9  Zava-kanto mahalasa fisainana any amin' ny tanin' ny nofy! [2.643#]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
Mots composés 
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot mahalasa

Mis à jour le 2024/12/11