Entrée (1/2) | 1 dila |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Tafadify, takona ary nifandiso tsy nifankahita, tafahoatra, lasa: Dila ny amin' ny efatra, tsy hitanao eto intsony aho 4 [1.78] [Tambahoaka] nidify |
Explications en anglais |
5 [1.2] [Provincial]
not caught, imperfectly heard: dila ny sofiko: I have not heard well ~ dila vava aho: I was wrong in what I said ~ dila lalana: got into the wrong way ~ dila anaka: not having found one's child |
Entrée (2/2) | 6 dila |
Partie du discours | 7 nom |
Explications en malgache |
8 [1.78] [Bara]
ampombo |
Vocabulaire |
9 Botanique: herbe |
Synonymes | 10 lila |
Anagrammes | 11 |
Mis à jour le 2025/01/21 |