| Entrée (1/2) | 1 lalitra |
| Partie du discours | 2 nom |
| Dérivés |
|
| Explications en malgache |
4 Bibikely misy elany roa fatra-pipetrapetraka eny rehetra eny ka mitondra loto amin' ny tongony na ny faraingom-bava fitsentsefany, ary izany no mahatonga azy ho mpamindra aretina tsy anerany
[1.1] |
| Explications en anglais |
5 a fly [Mal. lalat; amboyna lali]
[1.2] 6 a housefly [1.7] |
| Explications en français |
7 mouche
[1.8] 8 mouche, drosophile [1.13] |
| Exemples |
9 Inona no fanaon' ny olona raha misy lalitra?
[2.270#]
10 Nifanehatra tamin' ireo vitsika izy, sendra moka sy lalitra koa. [2.445#] 11 Iray fanahy amin' ny lalitra izy ireny, ka ny maloto no mahavelombelona ny ainy. [2.285#] |
| Vocabulaire | 12 Zoologie: invertébrés |
| Combinaisons | 13 11 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot lalitra |
| Proverbes | 14 Proverbes contenant ce mot |
| Article | 15 Randzavola: lalitra ao amin' ny Baiboly |
| Entrée (2/2) | 16 lalitra |
| Partie du discours | 17 nom |
| Explications en malgache |
18 Anaran-karatra filalaovana iray izay misy sari-na kodiadiamborona
[1.1] |
| Explications en anglais |
19 clubs at cards
[1.7] |
| Explications en français |
20 trèfle au jeu de cartes
[1.3, 1.8] |
| Vocabulaire | 21 Jeu |
| Synonymes | 22 elatra |
| Analogues | 23 joro, 24 karatra, 25 samamena, 26 tangontsotrobe |
| Illustrations |
|
| Anagrammes | lalitra, 28 lilatra |
| Mis à jour le 2026/04/22 |
|