Entrée | 1 kohaka |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Feo mafy sy tampoka ateraky ny rivotra avy any an-tratra fa misy marary any amin' ny havokavoka, na any amin' ny lalan-drivotra [1.1] |
Explications en anglais |
4 a cough [1.7] |
Explications en français |
5 toux [1.54, 1.8] |
Exemples |
6 Mba hisorohana ny kohaka dia aza mifoka sigara. [2.424#] 7 Niantra azy ireo ny kohaka sy serisery mpahazo azy ireo fahiny. [2.470#] 8 Nitombo be ny kohaka sy ny hafanan' I Solo iny alina iny, sempotra be ny fiainany. [2.472#] |
Vocabulaire |
9 Santé 10 Son |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 20 akohak, hakako, hakaok, hokaka, kohaka |
Mis à jour le 2023/07/02 |