|
|
|
|

Entrée1  fikohafana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Famoahana feo mafy sy tampoka ateraky ny rivotra avy any an-tratra noho ny aretin' ny havokavoka na fahamaimain' ny tenda na ny lalandrivotra
Explications en français  4  [1.3#347] L’action de tousser, d'appeler en toussant; la saison des rhumes
Exemples  5  [2.424#] Ny fandehanan-drà mena be ao anatin'ny faritra fotsy eo amin'ny maso dia mety ateraky ny fikohafana.
Vocabulaire  6  Santé
Radical  7  kohaka

Mis à jour le 2024/12/11