Entrée | 1 mikohaka |
Radical | 2 kohaka |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mamoaka feo mafy sy tampoka ateraky ny rivotra avy any an-tratra fa misy marary any amin' ny havokavoka na ny lalan-drivotra [1.1] |
Explications en anglais |
5 to cough [1.7] |
Explications en français |
6 tousser [1.3#347, 1.8] 7 fig. appeler en toussant. [1.3#347] |
Exemples |
8 Somary mikohaka kely izany izy eto. [2.245#] 9 Ny zazakely voan'ny pneumonia matetika dia tsy mikohaka; [2.424#] 10 Lord Glenely no tsy mba avy nanatrika anareo eto, mikohaka izy. [2.366#] |
Vocabulaire |
11 Santé |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2024/02/02 |