Entrée (1/2) | 1 kirìna |
Radical | 2 kiry |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Tsy mety miova amin' ny heviny fa mitana izany amin-ditra: Lehilahy kirina Rakoto ka tsy azo ahodina amin' ny heviny |
Explications en anglais |
5 [1.7] obstinate |
Explications en français |
6 [1.3] obstiné, entêté, tenace 7 [1.8] entêté |
Dérivés |
|
Analogues | 9 be ditra, mafy hatoka, mafy sofina, be tohika, be bohihy, botraika, tsy azo atao ahoana amin' ahoana, mikiribiby, mitompo teny fantatra, mikitroka |
Entrée (2/2) | 10 kirina |
Partie du discours | 11 nom |
Explications en français |
12 [1.19] [Tankarana]
nom d'une espèce d'insecte. |
Vocabulaire |
13 Zoologie: invertébrés |
Anagrammes | 14 |
Mis à jour le 2025/01/21 |