|
|
|
|

Entrée1  botraika
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Di-doha, fanaovan-javatra an' aina, an-kery fotsiny, fa tsy mitady izay mety hahasoa hahatsara aradrariny: Manao botraika fotsiny no hain-dRabe fa tsy mba mitady izay rindrany izy
Mots composés 
Proverbes  5  Proverbes contenant le mot botraika

Mis à jour le 2024/12/07