Entrée (1/2) | 1 janona |
Partie du discours | 2 nom |
Dérivés |
|
Explications en malgache |
8 fiatoana (matetika tsy misy fitohizany intsony). [1.1] |
Explications en français |
9 Arrêt, halte, suspension, interruption, pause, station [1.3#292] |
Exemples |
10 Dia miala janona eto isika, leiretsy, ambara-pahamarain' ny andro! [2.357#] 11 ny lohalika miharary mandrakariva ka tsy hafaha mandeha, fa mampiala janona matetika; [2.59#] |
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 14 janona |
Partie du discours | 15 nom |
Vocabulaire |
16 Zoologie: poissons |
Explications en français |
17 nom d'une espèce de poisson. [Tankarana]
[1.19] |
Anagrammes | 18 anjano, anjona, janona |
Mis à jour le 2023/06/12 |