Entrée | 1 fijanonana |
Radical | 2 janona |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fitsaharana: Enimpolo taona no fijanonana tsy miasa intsony matetika 5 Fitoerana ela: Nisy zavatra betsaka niseho nandritra ny fijanonanao tany Toamasina 6 Fiatoana: Mahaiza mamaky teny tsara; asio fijanonana isaky ny faran' ny fehezanteny 7 Fotoana tsy iasana, tsy ianarana: Mahazo fijanonana roa volana ny mpianatra isaky ny faran' ny taom-pianarana 8 Toerana fandalovan' ny fiarambahoaka ka miato kely izy eo: Misy miala amin' ny fijanonana manaraka [1.1] |
Explications en anglais |
9 a stop; an interruption; [1.7] |
Explications en français |
10 arrêt, halte [1.8] 11 station, stationnement, halte [1.13] |
Exemples |
12 Nohararaotinay io andro fijanonana io mba hihazana sy hirembena hanin-kanina. [2.643#] 13 Ary dia misy fijanonana kely ataony hoe alina fatoriana sy fanindrian' Inenibe azy rehetra. [2.69#] |
Mots composés |
|
Anagrammes | 15 fanjoniana, fijanonana |
Mis à jour le 2023/09/30 |