|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manajanona
Radical  2  janona
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mampitokona: Nanajanona ny fiarany teo afovoan-dalana izy ka voasazy
5  Mampiato, tsy mamela hanohy: Tonga ny mpampianatra nanajanona ny ady hevitra fa saika nivadika ho zavatra hafa [1.1]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :

Entrée (2/2)10  manajanòna
Radical  11  janona
Partie du discours  12  impératif du verbe actif manajanona
Explications en malgache  13  [1.1]
Explications en français  14  [1.3]
Tableaux et planches  15  Tous les impératifs actifs

Anagrammes  16  manajanona, manajanòna, mananjanoa, manajanona, manajanòna, mananjanoa

Mis à jour le 2023/01/20