Entrée (1/2) | 1 ajanony |
Radical | 2 janona |
Partie du discours | 3 impératif du verbe passif ajanona [Liste complète] |
Exemples |
4 ajanony tsy hianatra intsony ity zanakao ity fa efa lehibe nefa tsy manan-tsaina [1.1] 5 ajanony any raha toy izany foana, / ajanony any fa mandany fotoana, / Vao may mati-kambo, sy mampidingin-drambo, / ajanony any samy miala! [AmbondronA] |
Entrée (2/2) | 6 ajanony |
Radical | 7 janona |
Partie du discours | 8 verbe passif ajanona et pronom |
Anagrammes | 9 ajanony, anjanoi, anjanoy, anjoani, Anjoany, anjonia, aonjany, aonjina, ianjona, ijanona |
Mis à jour le 2021/02/20 |