Entrée |
iroa
|
Partie du discours | pronom
|
Explications en malgache | Enti-manondro lavidavitra kely: Andeha mipetraka ambanin' iroa hazo iroa ~ Omeo azy iroa [1.1]
|
Explications en anglais | That one far away (in sight) [1.7]
|
Explications en français | Ce, celui-là, celle-là ; voilà: Iroa mihantona iroa ny satrokao (Voilà votre chapeau qui est suspendu) [1.3]
|
| Celui-là, au loin (visible) [1.8]
|
Exemples |
1 | Nangina iroa jiolahy.
[2.895]
|
2 | Iza iroa andrefan-trano?
[2.131]
|
3 | tapaho koa iroa hazo ngezabe
[2.69]
|
4 | Hitako avy eto, Ambohimanatrika iroa.
[2.245]
|
|
Synonymes | ~ ~ ~ ~ |
Tableaux et planches |
|
|