|
|
|
|

Entrée1  irony
Radical  2  iroa
Partie du discours  3  pronom [Liste complète]
Explications en malgache  4  [1.1] Enti-manondro olona maro tondroina an' eritreritra: Izaho tsy mba tahaka irony mpanambaka olona irony
Explications en anglais  5  [1.7] those far away yonder (in sight)
Explications en français  6  [1.3] ce, celui-ci, celle-là; voilà
7  [1.8] ceux-là, bien loin (visibles)
Exemples  8  Toa irony vonin' avoko anaty vero. [2.296]
9  Sigara ohatra irony ilay fonosin-tanana no fahitako azy. [2.4]
Synonymes  10  iroa, iroakatra, iroana, irokatra, irokitra
Tableaux et planches  11  Tous les pronoms

Anagrammes  12 

Mis à jour le 2025/01/21