Entrée | 1 iroa |
Partie du discours | 2 pronom [Liste complète] |
Explications en malgache |
3 [1.1] Enti-manondro lavidavitra kely: Andeha mipetraka ambanin' iroa hazo iroa ~ Omeo azy iroa |
Explications en anglais |
4 [1.7] that one far away (in sight) |
Explications en français |
5 [1.3] Ce, celui-là, celle-là ; voilà: Iroa mihantona iroa ny satrokao (Voilà votre chapeau qui est suspendu) 6 [1.8] celui-là, au loin (visible) |
Exemples |
7 Nangina iroa jiolahy. [2.895] 8 Iza iroa andrefan-trano? [2.131] 9 tapaho koa iroa hazo ngezabe [2.69] 10 Hitako avy eto, Ambohimanatrika iroa. [2.245] |
Dérivés |
|
Synonymes | 12 iroakatra, iroana, irokatra, irokitra, irony |
Mots composés |
|
Tableaux et planches |
16 Tous les pronoms |
Anagrammes | 17 |
Mis à jour le 2025/01/21 |